auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-25 13:44:21 -05:00 committed by root
parent caeafb8851
commit df1bdfddc3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'ireo raha ireo, Josefa avy ao Arimatia, hatrame naha-mpianatr'i Jesosy azy (fa tao ame mangingina nohon'gne fatahora ireo Jiosy), nagnotany an'i Pilato raha afaky maka gne vatan'i Jesosy izy. Nomen'i Pilato alalana izy. Ka avy Josefa ary nangala gne vatany. Avy tagny koa Nikodemosy, izy izay avy voalohany hagnety an'i Jesosy gne arivanignihy. Ary nindahy menaky magnitry sy vahona izy, teo ame zato litatry teo gne fatrany.
\v 38 Tafaran'ireo raha ireo, Josefa avy ao Arimatia, hatrame naha-mpianatr'i Jesosy azy (fa tao ame mangingina nohon'gne fatahora ireo Jiosy), nagnotany an'i Pilato raha afaky maka gne vatan'i Jesosy izy. Nomen'i Pilato alalana izy. Ka avy Josefa ary nangala gne vatany. \v 39 Avy tagny koa Nikodemosy, izy izay avy voalohany hagnety an'i Jesosy gne arivanignihy. Ary nindahy menaky magnitry sy vahona izy, teo ame zato litatry teo gne fatrany.