auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-03-01 01:29:33 -05:00 committed by root
parent 3839b68cde
commit dd36d69407
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Mana zavatry maro hambara aminareo Aho, fa tsy ho azonareo gne hevitr'izà zao. Kanefa,rehefa tonga izy,Fanahin'gne Fahamarinagna, da hitariky anareo ho amè fahamarinagna rehetra,satria tsy hizàka avy amè tegnany izy, Fa hizàka izay rehetra reny izy, ary hizàka aminareo ireo zavatry izay ho avy. Hanome voninahitry Ahy izy, satria gne avy Amiko ihany gne hambarany aminareo.
\v 12 \v 13 \v 14 Mana zavatry maro hozakay aminareo Iao, fa tsy ho azonareo gne hevitr'izà izao. Kanefa, rehefa avy izy, Fanahin'gne Fahamarinà, da hitariky anareo ho amè fahamarinà rehetra,satria tsy hizàka avy amè tegnany izy, Fa hizàka izay rehetra reny izy, ary hizàka aminareo ireo zavatry izay ho avy. Hanome voninahitry Ahy izy, satria gne avy Amiko ihany gne hambarany aminareo.