auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-28 05:40:57 -05:00 committed by root
parent 2d74bc5876
commit db0824829a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ntanaela nizaka taminy hoe:"moa hisy raha soa avy ao Nazareta?" Filipo nizaka taminy hoe:"magnatogna ary hiteo." Jesosy nahita an'i Natanaela nagnato an'azy ary nagnambara gne mombamomba an'azy hoe:"hiteo, izany no tena Isiraelita, izay tsy misy fitaka ao aminy!" Natanaela nizaka taminy hoe:"akoinga no hahafantaranao ahy? Jesosy namaly ka nizaka t
Ntanaela nizaka taminy hoe:"moa hisy raha soa avy ao Nazareta?" Filipo nizaka taminy hoe:"magnatogna ary hiteo." Jesosy nahita an'i Natanaela nagnato an'azy ary nagnambara gne mombamomba an'azy hoe:"hiteo, izany no tena Isiraelita, izay tsy misy fitaka ao aminy!" Natanaela nizaka taminy hoe:"akoinga no hahafantaranao ahy? Jesosy namaly ka nizaka taminy hoe:" talohan'ny nangian'i Filipo anao, raha teo ambanin'gne hazon'aviavy anao, da hitako.