auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-29 01:47:19 -05:00 committed by root
parent d0e4a66531
commit da9e6e881e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary avy tao kana ao Galilia indraiky izy, izay toera nampodia gne rano ho divay. Nisy tandapa raiky izay nanà zanaka laha marary tao Kapernaony. Rehefa reny fa avy agny Jodia ho agny Galilia Jesosy, da nandea teo amin'i Jesosy izy ary nangataka taminy mba hidigny ary hagnasitrany gne zanany laha, izay efa ho faty.
\v 46 Ary avy tao kana ao Galilia indraiky izy, izay toera nampodia gne rano ho divay. Nisy tandapa raiky izay nanà zanaka laha marary tao Kapernaony. \v 47 Rehefa reny fa avy agny Jodia ho agny Galilia Jesosy, da nandea teo amin'i Jesosy izy ary nangataka taminy mba hidigny ary hagnasitrany gne zanany laha, izay efa ho faty.