auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-10 04:46:44 -05:00 committed by root
parent a83cbbd4ea
commit d97bc6de6b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Indreo vahoaka namaly Azy hoe:"Renay tamè lalàna fa Kristy da hijanona mandrakazay. Ino gne hafahanao manambara hoe:'Gne Zanak'Olo da tsy maintsy hasandratry'? Iza izà Zanak'Olo izà" Avy eo Jesosy nizàka andreo hoe:"Gne hazavagna da mbola hiaraka amindreo mandritry gne fotoana fohy. Mandehana diagny mbola managna hazavagna, mba tsy hafahan'gne haizina da tsy mahalala gne lalana alehagny. Raha mbola managna gne hazavana anareo, da minoa izà mba ho zanakin'gne hazavana anareo."Jesosy nanambara ireo zavatra ireo ary avy da eo tsy hitaary ni
Indreo vahoaka namaly Azy hoe:"Renay tamè lalàna fa Kristy da hijanona mandrakazay. Ino gne hafahanao manambara hoe:'Gne Zanak'Olo da tsy maintsy hasandratry'? Iza izà Zanak'Olo izà" Avy eo Jesosy nizàka andreo hoe:"Gne hazavagna da mbola hiaraka amindreo mandritry gne fotoana fohy. Mandehana diagny mbola managna hazavagna, mba tsy hafahan'gne haizina da tsy mahalala gne lalana alehagny. Raha mbola managna gne hazavana anareo, da minoa izà mba ho zanakin'gne hazavana anareo."Jesosy nanambara ireo zavatra ireo ary avy eo da tsy hita ary nitodika