auto save
This commit is contained in:
parent
9c38681faf
commit
d0936fb8b8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nampahafantatra gne anaranao tamin'gne olo izay nomenao Ahy avy amin'izao tontolo izao Aho. Anao raiky, ary nomenao Ahy, ary notandremany gne zàkanao. Ankehitriny fantatrindreo fa gnezavatry rehetra izay nomenao Ahy daavy aminao, satria nomeko andreo avokoa gne zàka zay nomenao Ahy. Noraisindreo ireo ary
|
||||
\v 6 \v 7 \v 8 Nampahafantatra gne anaranao tamin'gne olo izay nomenao Ahy avy amin'izao tontolo izao Aho. Anao raiky, ary nomenao Ahy, ary notandremany gne zàkanao. Ankehitriny fantatrindreo fa gnezavatry rehetra izay nomenao Ahy daavy aminao, satria nomeko andreo avokoa gne zàka zay nomenao Ahy. Noraisindreo ireo ary fantany marina tokotry fa avytaminao Aho, ary nino indreo fa Anao gne nagniraky Ahy.
|
Loading…
Reference in New Issue