auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-03-01 02:04:38 -05:00 committed by root
parent f034d923ba
commit c80a072354
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 Hitan'i Jesosy fa te-hagnotany Anazy indreo, da hoy Izy tamindreo hoe: "Iao gne agnontanianareo tegna, da gne tiko hambara amè fizàkagna hoe: 'Fotogna fohy sisa tsy hahita Ahy etsana anareo, ary afaky fotogna fohy indray nefa da hahita Ahy anareo'? Zàkaiko aminareo, marina, da marina tokotry, fa hitomagny anareo hitaraigna, fa izao tontolo izao koa hifaly. Ho feno alahelo anareo, kanefa ho lasa hafalia izà alahelonareo izà. Rehefa miteraky gne vihavy raiky da malahelo satria tonga gne fotogny, fa rehefa teraky koa ilay zazakely, da tsy tsaroagny etsana gne alahelony nohon'gne hafalia fa nisy zazakely teraky eo amin'izao tontolo izao.
\v 19 \v 20 \v 21 Hitan'i Jesosy fa te-hagnotany Anazy indreo, da hoy Izy tamindreo hoe: "Iao gne agnontanianareo tegna, da gne tiako hambara amè fizàka hoe: 'Fotoa kidy sisa da tsy hahita Anah esana anareo, ary afaky fotoa fohy indray nefa da hahita Ahy anareo'? Zàkaiko aminareo, marina, da marina tokotry, fa hitomagny anareo hitaraigna, fa izao tontolo izao koa hifaly. Ho feno alahelo anareo, kanefa ho lasa hafalia izà alahelonareo izà. Rehefa miteraky gne vihavy raiky da malahelo satria tonga gne fotogny, fa rehefa teraky koa ilay zazakely, da tsy tsaroagny etsana gne alahelony nohon'gne hafalia fa nisy zazakely teraky eo amin'izao tontolo izao.