auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-31 04:33:22 -05:00 committed by root
parent 05ea888ea8
commit b779c1f713
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Jesosy nizaka andreo hoe:"raha Andriamanitry no rainareo, da tokony ho tia anà anareo, satria avy tamin'Andriamanitry no nivoako sy nandehanako aty; fa avy ho azy aho, fa izy no nagniraky anà. Nagnino no tsy azonareo gne zakako? Izany da satria tsy afaky hagneky gne zakako anareo. Avy ame rainareo anareo, gne devoly, ary gne tianareo amboary da gne filana izay amborin'gne rainareo. Mpamono olo hatramin'izay izy ary tsy mijoro ame fahamagniragna satria tsy marina ao amin'azy. Rehefa mavandy izy, da gne toetra famboariny evao no zakainy satria mpavandy izy ary rainy gne avandesa.
\v 42 Jesosy nizaka andreo hoe:"raha Andriamanitry no rainareo, da tokony ho tia anà anareo, satria avy tamin'Andriamanitry no nivoako sy nandehanako aty; fa avy ho azy aho, fa izy no nagniraky anà. \v 43 Nagnino no tsy azonareo gne zakako? Izany da satria tsy afaky hagneky gne zakako anareo.\v 44 Avy ame rainareo anareo, gne devoly, ary gne tianareo amboary da gne filana izay amborin'gne rainareo. Mpamono olo hatramin'izay izy ary tsy mijoro ame fahamagniragna satria tsy marina ao amin'azy. Rehefa mavandy izy, da gne toetra famboariny evao no zakainy satria mpavandy izy ary rainy gne avandesa.