auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-09 08:27:51 -05:00 committed by root
parent 4bd7d6ecf7
commit b18447390b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nisy grika kelikely tamindreo izay niakatra hidera agne amè fifalia. Nandeha amin'i Filipo indreo, izay avy agne Betsaida agne Galilia, ary nanontagny azy, manao hoe:"Tompo, mba te-hahita an'i Jesosy izay." Da lasaFilipo ka nizàka tamin'i Andrea; da lasa Andrea nia Ary nisy grika kelikely tamindreo izay niakatra hidera agne amè fifalia. Nandeha amin'i Filipo indreo, izay avy agne Betsaida agne Galilia, ary nanontagny azy, manao hoe:"Tompo, mba te-hahita an'i Jesosy izay." Da lasaFilipo ka nizàka tamin'i Andrea; da lasa Andrea niaraka tamin'i Filipo, ary nizàka an'i Jesosy indreo.