auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-26 06:23:51 -05:00 committed by root
parent e36173a155
commit af530bc6e5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nizaka tamin'azy fagnitelony izy hoe:"Simona, zanak'i Jaona, tia anaha anao sa?" Da nalahelo Petera satria Jesosy nagnano intelo tamin'azy hoe:"tia anaha anao sa?" Ka hoy izy tamin'azy hoe:"tompo, anao gne mahafatatry gne raha aby, fatanao fa tia anao aho." Hoy Jesosy tamin'azy hoe:"fahano gne ondriko." Zakaiko aminao, marina, da marina tokotry, fony mbola tanora anao, da zatry nampiditry irery gne akanjanano ary nandeha tamin'izay tianao, fa rehefa niha-antitry anao no hampisikina anao sy hinday anao amin'izay tianao andehana."
\v 17 Nizaka tamin'azy fagnitelony izy hoe:"Simona, zanak'i Jaona, tia anaha anao sa?" Da nalahelo Petera satria Jesosy nagnano intelo tamin'azy hoe:"tia anaha anao sa?" Ka hoy izy tamin'azy hoe:"tompo, anao gne mahafatatry gne raha aby, fatanao fa tia anao aho." Hoy Jesosy tamin'azy hoe:"fahano gne ondriko." \v 18 Zakaiko aminao, marina, da marina tokotry, fony mbola tanora anao, da zatry nampiditry irery gne akanjanano ary nandeha tamin'izay tianao, fa rehefa niha-antitry anao no hampisikina anao sy hinday anao amin'izay tianao andehana."