diff --git a/11/54.txt b/11/54.txt index daa109a..36523b2 100644 --- a/11/54.txt +++ b/11/54.txt @@ -1 +1 @@ -Ary Jesosy tsy nandeha nibaribary teo andreo Jiosy koa, fa niala teo Izy nandeha amè tany akaikin'gne efitra ho agne an-tanàgna atao hoe Efraima. Ary nipetraka tao Izy sy ireo mpianatra. Ary efa akaiky gne Pasky gne Jiosy \ No newline at end of file +Ary Jesosy tsy nandeha nibaribary teo andreo Jiosy koa, fa niala teo Izy nandeha amè tany akaikin'gne efitra ho agne an-tanàgna atao hoe Efraima. Ary nipetraka tao Izy sy ireo mpianatra. Ary efa akaiky gne Pasky gne Jiosy,ary maro tamindreo tagny ivelan'gne tanàgna gne niakatra tao Jerosalema mialohan'gne Pasky \ No newline at end of file