From a974570d535974f5eab997c7f333fbce33019279 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD134 <> Date: Wed, 12 Feb 2020 02:17:29 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 11/54.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/54.txt b/11/54.txt index 99d3913..bb6ef61 100644 --- a/11/54.txt +++ b/11/54.txt @@ -1 +1 @@ -\v 54 \v 55 Ary Jesosy tsy nandeha ni teo andreo Jiosy koa, fa niala teo Izy nandeha amè tany akaikin'gne efitra ho agne an-tanàgna atao hoe Efraima. Ary nipetraka tao Izy sy ireo mpianatra. Ary efa akaiky gne Pasky gne Jiosy,ary maro tamindreo tagny ivelan'gne tanàgna gne niakatra tao Jerosalema mialohan'gne Paska mba hagnadio gne tegnandreo. \ No newline at end of file +\v 54 \v 55 Ary Jesosy tsy nandeha nishehosheo teo andreo Jiosy esana, fa niala teo Izy nandeha amè tany akaikin'gne efitry hegnagny an-tanà atao hoe Efraima. Ary nidoboky tao Izy sy ireo mpianatry. Ary efa akaiky gne Pasky gne Jiosy, ary maro tamindreo tagny ivelan'gne tanàgna gne niakatra tao Jerosalema mialohan'gne Paska mba hagnadio gne tegnandreo. \ No newline at end of file