auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-03-03 02:40:08 -05:00 committed by root
parent 9b0400f09f
commit a23b39297f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 \v 32 Noho izà Pilato nizàka tamindreo hoe: "Hindesinareo Izy, ary tsaray araky gne lalànareo." Hoy indreo Jiosy taminy hoe: "Tsy ara-dalàgny ho anay gne manolotry olo ho faty." Nagnambara izà indreo mba hatanteraky gne zàkan'i Jesosy izay nozàkainy mba hanambara hoe karazana fahafatesana toy gne ino gne hafatesany.
\v 31 \v 32 Noho izà Pilato nizàka tamindreo hoe: "Hindesinareo Izy, ary tsaray araky gne lalànareo." Hoy indreo Jiosy taminy hoe: "Tsy ara-dalàgny ho anay gne manolotry olo ho faty." Nagnambara izà indreo mba hahatanteraky gne zàkan'i Jesosy izay nozàkainy mba hagnambara hoe karazagne fahafatesana akongaia gne hafatesany.