auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-12 01:37:38 -05:00 committed by root
parent dc9a05d134
commit a0ceaa332f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 \v 31 \v 32 Ary Jesosy tsy mbola avy tao an-tanà fa mbola teo amin'ilay toera nifakaitan'i Marta taminy avao. Noho izà indreo Jiosy, izay niaraky taminy tao an-dragno sy nampaheryazy, rehefa nahita an'i Maria nitsangagna malaky ka lasa nijotso, da nanaraka azy, nihevitra fa handeha hitomagny agny amè fasagna izy. Rehefa tonga teo amè toerana nisy an'i Jesosy i Maria ka nahita Azy, da nibebaka izy ary nizàka tamigny hoe:''Tompo, raha teto anao, da tsy maty gne anadahiko.''
\v 30 \v 31 \v 32 Ary Jesosy tsy mbola avy tao an-tanà fa mbola teo amin'ilay toera nifakaitan'i Marta taminy avao. Noho izà indreo Jiosy, izay niaraky taminy tao an-dragno sy nampahery azy, rehefa nahita an'i Maria nitsanga malaky ka lasa nijoso, da nagnaraky anazy, nihevitry fa handeha hitagny agny amè kobory izy. Rehefa tonga teo amè toera nisy an'i Jesosy i Maria ka nahita Anazy, da nibebaky izy ary nizàka taminy hoe: ''Tompo, raha tetoa anao, da tsy maty gn'analako.''