From a0acea47512c899bd5660c7974fa5c8d62f6595a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD134 <> Date: Wed, 12 Feb 2020 01:37:38 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 13/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/03.txt b/13/03.txt index 56d6e88..4c7d45e 100644 --- a/13/03.txt +++ b/13/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 Izy da nahafantatry fa gne zavatry rehetra da efa napetrakin'gne Ray teo am-pelatanagny ary Izy da avy amin'Andriamanitra ary hiverigna agny amin'Andriamanitra. Nitsangagna Izy teo am-pisakafoana ary nangala gne akanjogny ivelany. Avy eo Izy nangala lamba ary nisafotra izà. Avy eo nandraraka rano tao anaty signy Izy da nanomboky nanasa gne tongotrindreo mpianatry ary namafa andreo tamin'ilay lamba nisaforagny. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Izy da nahafantatry fa gne zavatry rehetra da efa napetrakin'gne Ray teo am-pelatagnany ary Izy da avy amin'Andriamanitry ary hiverigna agny amin'Andriamanitra. Nitsangagna Izy teo am-pisakafoana ary nangala gne akanjogny ivelany. Avy eo Izy nangala lamba ary nisafotra izà. Avy eo nandraraka rano tao anaty signy Izy da nanomboky nanasa gne tongotrindreo mpianatry ary namafa andreo tamin'ilay lamba nisaforagny. \ No newline at end of file