auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-12 01:37:38 -05:00 committed by root
parent df5a6d214d
commit 9fa63aa011
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 51 \v 52 \v 53 Ary izay nozakainy da tsy naniny ho anazy avao. Fa kosa, noho izy mpisoronabe tamin'io tao io, da naminagny fa tokogny ho faty ho an'gne firenegna Jesosy; ary tsy ho an'gne firenegna fotsigny ihagny, fa mba hampiray gne zanak'Andriamanitra izay niparitaka koa. Ka nanomboka tamin'io andro io da nanao tetika gne fomba hamonoana an'i Jesosy indreo.
\v 51 \v 52 \v 53 Ary izay nozakainy da tsy naniny ho anazy avao. Fa kosa, noho izy mpisoronabe tamin'io tao io, da naminagny fa tokotry ho faty ho an'gne firenegny Jesosy; ary tsy ho an'gne firenegna fotsigny ihagny, fa mba hampiray gne zanak'Andriamanitra izay niparitaka koa. Ka nanomboka tamin'io andro io da nanao tetika gne fomba hamonoana an'i Jesosy indreo.