auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-25 23:32:29 -05:00 committed by root
parent ed881c52b6
commit 9d5d79d893
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary ariva tamin'izay, tamin'io andro io, andro voalohany herignandro, ary ireo varavarangara izay nisy indreo mpianatry, da nihidy nohon'ny fatahorana andreo jiosy, nagnato jesosy ary nitsanga teo afovoandreo ka nizaka azy ireo hoe:"fiadagna ho anareo." Rehefa avy nizaka izany izy, da nasehony azy ireo gne tagnany sy gne lanivoany. Faly indreo mpianatry rehefa nahita gne tompo.
\v 19 Ary ariva tamin'izay, tamin'io andro io, andro voalohany herignandro, ary ireo varavarangara izay nisy indreo mpianatry, da nihidy nohon'ny fatahorana andreo jiosy, nagnato jesosy ary nitsanga teo afovoandreo ka nizaka azy ireo hoe:"fiadagna ho anareo."\v 20 Rehefa avy nizaka izany izy, da nasehony azy ireo gne tagnany sy gne lanivoany. Faly indreo mpianatry rehefa nahita gne tompo.