auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-31 04:33:22 -05:00 committed by root
parent a6a0aabdd2
commit 9aac81c36d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
(Fagnamaria: hiteo gne fagnamariamomban'i Jaona 7: 53-8: 11egny ambony) Rehefa nahare izany indreo, da niala tsiraikiraiky, nanomboky tame zokiny indrindra. Ary gne farany da Jesosy raiky evao gne sisa tapetraky teo, niaraky tamy rahaviavy izay teo ategnategnany. Nitsanga i Jesosy ka nizaka tamin'azy hoe:"raviavy, fa lasa aia indreo mpagnameloky anao? Tsy misy magnameloky anao sa?" Hoy izy hoe:"tsy misy, Tompoko." Ary hoy Jesosy hoe:" tsy magnameloky anao aho. Mandeana da ka magnota koa."
\v 9 (Fagnamaria: hiteo gne fagnamariamomban'i Jaona 7: 53-8: 11egny ambony) Rehefa nahare izany indreo, da niala tsiraikiraiky, nanomboky tame zokiny indrindra. Ary gne farany da Jesosy raiky evao gne sisa tapetraky teo, niaraky tamy rahaviavy izay teo ategnategnany.\v 10 Nitsanga i Jesosy ka nizaka tamin'azy hoe:"raviavy, fa lasa aia indreo mpagnameloky anao? Tsy misy magnameloky anao sa?" \v 11 Hoy izy hoe:"tsy misy, Tompoko." Ary hoy Jesosy hoe:" tsy magnameloky anao aho. Mandeana da ka magnota koa."