auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-30 00:27:11 -05:00 committed by root
parent e088bbc89e
commit 90dd29f335
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa nidigny avy agny an-dagnitry aho, tsy mba hanao gne sitrapoko manoka, fa gne sitrapon'izy izay nagniraky anà. Ary izao no sitrapon'izy izay nagniraky anà, da gne tsy hagniriako izay rehetra nomeny anà, fa hananga andreo ame andro farany. Satria izao no sitrapon'gne Raiko, da gne mba hahazoan'gne rehetra izay mahita gne zanaka sy mino azy gne fiaina mandrakizay ary ho hatsangako ame andro farany izy.
\v 38 Fa nidigny avy agny an-dagnitry aho, tsy mba hanao gne sitrapoko manoka, fa gne sitrapon'izy izay nagniraky anà. \v 39 Ary izao no sitrapon'izy izay nagniraky anà, da gne tsy hagniriako izay rehetra nomeny anà, fa hananga andreo ame andro farany. \v 40 Satria izao no sitrapon'gne Raiko, da gne mba hahazoan'gne rehetra izay mahita gne zanaka sy mino azy gne fiaina mandrakizay ary ho hatsangako ame andro farany izy.