auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-12 06:56:11 -05:00 committed by root
parent 660c5d5bfd
commit 8b68e88cea
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 Raha tia Ahy anareo, da hitandrigna ireo didiko, ary hivavaky amèRay Aho, da hanome anareo Mpa hafa Izy mba ho eo aminareo mandrakizay izy- ny Fanahin'gne fahamarinagna. Tsy afaka mandray Azy izao tontolo izao satria tsy mahita na mahafantatry Azy. Fa anareo koa mahafantatry Azy, satria mipetraky miaraky aminareo Izy ary ho ao anatinareo.
\v 15 \v 16 \v 17 Raha tia Ahy anareo, da hitandrigna ireo didiko, ary hivavaky amèRay Aho, da hanome anareo Mpagnanatry hafa Izy mba ho eo aminareo mandrakizay izy- ny Fanahin'gne fahamarinagna. Tsy afaka mandray Azy izao tontolo izao satria tsy mahita na mahafantatry Azy. Fa anareo koa mahafantatry Azy, satria midoboky miaraky aminareo Izy ary ho ao anatinareo.

View File

@ -1 +1 @@
Tsy hametraky anareo ho raiky Aho; mbola hipody aty ami
\v 18 \v 19 \v 20 Tsy hametraky anareo ho raiky Aho; mbola hipody aty aminareo Aho. Afaka fotoa