auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-03-03 02:01:18 -05:00 committed by root
parent 7c83c14a98
commit 896950870e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 Nampahafantatry gne agnaranao tamin'gne olo izay nomenao Anah avy amin'izao tontolo izao Iao. Anao raiky, ary nomenao Anah, ary notandremany gne zàkanao. Amisia fantandreo fa gne zavatry rehetra izay nomenao Anah da avy aminao, satria nomeko andreo avakoa gne zàka izay nomenao Anah. Noraisindreo ireo ary fantany marina tokotry fa avytaminao Aho, ary nino indreo fa Anao gne nagniraky Ahy.
\v 6 \v 7 \v 8 Nampahafantatry gne agnaranao tamin'gne olo izay nomenao Anah avy amin'izao tontolo izao Iao. Anao raiky, ary nomenao Anah, ary notandremany gne zàkanao. Amisia fantandreo fa gne zavatry rehetra izay nomenao Anah da avy aminao, satria nomeko andreo avakoa gne zàka izay nomenao Anah. Noraisindreo ireo ary fantany marina toktry fa avytaminao Aho, ary nino indreo fa Anao gne nagniraky Ahy.