auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-30 00:27:11 -05:00 committed by root
parent 6c9ecbf720
commit 7c1bb26fa6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Jesosy nizaka hoe:"ampidoboy gn'olo" (ary feno hatry teo ame toera.) Ka nidoboky ireo olo, teo ame dimyarivo teo gne isany. Avy eo Jesosy nangala ireo mofo ka rehefa avy nivavaky, da nizara izany tamindreo izay nidoboky teo. Mitovy amizany evakoa gne namboariny tame vily, maro araky izay nilaindreo. Rehefa voky gne olo, da hoy izy tamindreo mpianatriny hoe:"alagnono ireo sasasany tavela, mba tsy hisy ho very."
\v 10 Ary Jesosy nizaka hoe:"ampidoboy gn'olo" (ary feno hatry teo ame toera.) Ka nidoboky ireo olo, teo ame dimyarivo teo gne isany.\v 11 Avy eo Jesosy nangala ireo mofo ka rehefa avy nivavaky, da nizara izany tamindreo izay nidoboky teo. Mitovy amizany evakoa gne namboariny tame vily, maro araky izay nilaindreo.\v 12 Rehefa voky gne olo, da hoy izy tamindreo mpianatriny hoe:"alagnono ireo sasasany tavela, mba tsy hisy ho very."