auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-10 11:35:59 -05:00 committed by root
parent 103db93c7c
commit 785d77eb76
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nanatogna an'i Simona Petera Izy, ary hoy Petera tamigny hoe:"Tompo,hanasa gne tongotro ve Anao?" Jesosy namaly ary nizàka tamigny hoe:"Izay ataoko da mbola tsy ho azonao izao gne hevigny, fa ho azonao ihagny izà agny afara." Hoy Petera tamigny hoe:"Tsy hanasagne tongotro mitsy Anao."Jesosy namaly azy hoe: "Raha tsy manasa gne tongotrao Aho, da tsy managna anjara ato amiko anao." Hoy Simona Petera tamigny hoe:" T \v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nanatogna an'i Simona Petera Izy, ary hoy Petera tamigny hoe:"Tompo,hanasa gne tongotro ve Anao?" Jesosy namaly ary nizàka tamigny hoe:"Izay ataoko da mbola tsy ho azonao izao gne hevigny, fa ho azonao ihagny izà agny afara." Hoy Petera tamigny hoe:"Tsy hanasagne tongotro mitsy Anao."Jesosy namaly azy hoe: "Raha tsy manasa gne tongotrao Aho, da tsy managna anjara ato amiko anao." Hoy Simona Petera tamigny hoe:" Tomp, aza gne tongotro ihagny gne sasana,fa gne tanako sy gne lohako ihagny koa."