auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-28 05:41:01 -05:00 committed by root
parent 1d7a7553b6
commit 75a7d36ef4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary izao no fagnambaran'i Jaona rehefa nagniraky ireo mpisorona sy Levita avy agny Jerosalema hankeo aminy ireo Jiosy mba hagnotany azy hoe:ia me anao?" Nizaka tsotry izy, ary tsy nandà, fa namaly hoe:"tsy Kristy ihao." Ka nagnotany an'azy indreo hoe:"ino ary anao izà? i Elia anao sa?" Nizaka izy hoe:" tsy izy ihao" hoy indreo hoe:"anao gne mpaminagny sa? Namaly izy hoe:"tsia".
\v 19 Ary izao no fagnambaran'i Jaona rehefa nagniraky ireo mpisorona sy Levita avy agny Jerosalema hankeo aminy ireo Jiosy mba hagnotany azy hoe:ia me anao?"\v 20 Nizaka tsotry izy, ary tsy nandà, fa namaly hoe:"tsy Kristy ihao."\v 21 Ka nagnotany an'azy indreo hoe:"ino ary anao izà? i Elia anao sa?" Nizaka izy hoe:" tsy izy ihao" hoy indreo hoe:"anao gne mpaminagny sa? Namaly izy hoe:"tsia".