From 746965c9783438479630d70a9102837a775a1192 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD134 <> Date: Fri, 14 Feb 2020 02:01:18 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 18/19.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/18/19.txt b/18/19.txt index 69260ff..386f106 100644 --- a/18/19.txt +++ b/18/19.txt @@ -1 +1 @@ -Nagnontany an'i Jesosy momba ireo mpianatriny sy gne fampianarany gne mpisoronabe. Jesosy namaly anazy hoe:"Nizàka ampahibemaso tamin'izao tontolo izao Aho. Nampianatry mandrakariva tao amè synagoga sy tao amè fengona Aho izay nifampintaonan'gne Jiosy reherta. Tsy nisy nozàkaiko tamin'gne takona. Nagnino anao gne magnontany Ahy? Agnontanio andreo zay naheno Ahy momba izay nozàkaiko. Hiteo,ireo olo ireo da mahafantatry izay nozàkaiko. \ No newline at end of file +Nagnontany an'i Jesosy momba ireo mpianatriny sy gne fampianarany gne mpisoronabe. Jesosy namaly anazy hoe:"Nizàka ampahibemaso tamin'izao tontolo izao Aho. Nampianatry mandrakariva tao amè synagoga sy tao amè fengona Aho izay nifampintaonan'gne Jiosy reherta. Tsy nisy nozàkaiko tamin'gne takona. Nagnino anao gne magnontany Ahy? Agnontanio andreo zay naheno Ahy momba izay nozàkaiko. Hiteo,ireo olo ireo da mahafantatry izay nozàkaiko." \ No newline at end of file