auto save
This commit is contained in:
parent
fb69852ec5
commit
6ee84270b0
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Ka rehefa avy nanasha gne tongotrindreo Jesosy sy nangala ireo lambagny ka nipetraka indray, d hoy Izy tamindreo hoe:"Fantatrareo ve gne nataoko ho anareo? Angihonareo Aho hoe 'mpampianatra' sy 'Tompo,' ary marina gne voazàkanareo, satria izà tokoa Aho. Kanefa raha Izaho, sady Tompo gne mpampianatry,gne nanasa gne tongotrareo, anareo ihagny koa da tokogny hifanasa gne tongotrandreo. Satria efa nanome ohatra ho andreo Aho ka mbatokogmy hanao toy izay nataoko ho andreo ihagny koa anareo.
|
\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Ka rehefa avy nanasha gne tombondreo Jesosy sy nangala ireo lambany ka nidoboky indraiky, da hoy Izy tamindreo hoe: "Fantatrareo gne naniko ho anareo? Angihonareo Aho hoe 'mpampianatra' sy 'Tompo,' ary marina gne voazàkanareo, satria izà tokoa Aho. Kanefa raha Izaho, sady Tompo gne mpampianatry,gne nanasa gne tongotrareo, anareo ihagny koa da tokogny hifanasa gne tongotrandreo. Satria efa nanome ohatra ho andreo Aho ka mbatokogmy hanao toy izay nataoko ho andreo ihagny koa anareo.
|
Loading…
Reference in New Issue