auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-14 01:41:14 -05:00 committed by root
parent 4d295e74e7
commit 6eba06e372
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nitsanga Petera ka nagnafana gne ainy. Avy eo hoy ireo olo taminy hoe:"Anao koa ve tsy raiky amindreo mpianatriny?" Nandà izà izy ary nizàka ho:"Tsy izy aho." Raiky tamindreo mpanompon'gne mpisoronabe, izay havan'ilay lehilà izay nota
Ary nitsanga Petera ka nagnafana gne ainy. Avy eo hoy ireo olo taminy hoe:"Anao koa ve tsy raiky amindreo mpianatriny?" Nandà izà izy ary nizàka ho:"Tsy izy aho." Raiky tamindreo mpanompon'gne mpisoronabe, izay havan'ilay lehilà izay notapain'i Petera gne sofiny, nizàka hoe:"Tsy hitako niaraky taminy tao amè saha ve anao?" Avy eo Petera nand