auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-03-03 02:09:57 -05:00 committed by root
parent 61ca9f4dd6
commit 5501d157fb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 Avy eo ilay mpanompo vavy, mpiamby vavahady, nizàka tamin'i Petera hoe:"Anao koa ve tsy raiky amin'gne mpianatr'io lelà io?" Hoy izy ho:"Tsy oizy aho." Ary nitsanga teo indreo mpanompo sy indreo mpianadry raharaha, ary namelo hafo namindroany indreo,satria nanara gne andro; ka nagnafana gne aindreo. Petera koa niaraky tamindreo, nitsanga teo ary nagnafana gne ainy.
\v 17 \v 18 Avy eo ilay mpanompo viavy, mpiamby vavahady, nizàka tamin'i Petera hoe: "Anao tsy raiky amin'gne mpianatr'io lelà io?" Hoy izy ho:"Tsy oizy aho." Ary nitsanga teo indreo mpanompo sy indreo mpianadry raharaha, ary namelo hafo namindroany indreo,satria nanara gne andro; ka nagnafana gne aindreo. Petera koa niaraky tamindreo, nitsanga teo ary nagnafana gne ainy.