diff --git a/09/39.txt b/09/39.txt index 850eed6..15274c2 100644 --- a/09/39.txt +++ b/09/39.txt @@ -1 +1 @@ -Jesosy nizaka hoe:"fa fitsra no nihaviako eto amin'izao tontolo izao mba hahita indreo izay jamba ary mba ho lasa jamba indreo izay mahita." Nahare izany gne sasany tamindreo fariseo izay niaraky tamin'azy ka nagnotany an'azy hoe:"ary ihay \ No newline at end of file +Jesosy nizaka hoe:"fa fitsra no nihaviako eto amin'izao tontolo izao mba hahita indreo izay jamba ary mba ho lasa jamba indreo izay mahita." Nahare izany gne sasany tamindreo fariseo izay niaraky tamin'azy ka nagnotany an'azy hoe:"ary ihay evakoa me jamba?" Fa Jesosy nizaka tamindreo hoe:"raha jamba anareo, da tsy ho nanan-keloka, fa anareo koa amizao mizaka hoe:'mahita ihay; da mbola mipetraky gne helok \ No newline at end of file