auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-25 13:44:21 -05:00 committed by root
parent 5270dd016f
commit 3f0d392862
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rehefa nofatsindreo miaramila Jesosy, da nalaindreo gne lambany, ka nitriarin-dreo efatry, da samy mana raiky aby indreo; ary gne ankajo evakoa. Ary tsy misy vitrany gne ankajo, fa tenona raiky avao. Avy eo nifampiresaky indreo hoe:"aleo tsy triarintsika ity, fa koa andeha hilokana ahitaha izay mahazo an'azzy." Nitranga izany mba hahatanteraka gne soratra masina izay milaza hoe:"nifampizarandreo gne lambako ary nolokainy gne fitafiko." Izany no nanindreo miaramila.
\v 23 Rehefa nofatsindreo miaramila Jesosy, da nalaindreo gne lambany, ka nitriarin-dreo efatry, da samy mana raiky aby indreo; ary gne ankajo evakoa. Ary tsy misy vitrany gne ankajo, fa tenona raiky avao. \v 24 Avy eo nifampiresaky indreo hoe:"aleo tsy triarintsika ity, fa koa andeha hilokana ahitaha izay mahazo an'azzy." Nitranga izany mba hahatanteraka gne soratra masina izay milaza hoe:"nifampizarandreo gne lambako ary nolokainy gne fitafiko." Izany no nanindreo miaramila.