auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-30 00:27:11 -05:00 committed by root
parent 93604a7645
commit 3b1ed87868
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Jesosy namaly andreo hoe:" zakaiko aminareo marina, da marina tokoa, fa gne zanaka da tsy afaky magnano na ino na ino ho azy, afa tsy izay hitany ataon'gne Ray evao, fa na ino na ino ataon'gne Ray, da ataon'gne zanaka evakoa ireo raha ireo. Fa gne Ray tia gne zanaka ka nampiseho azy gne raha aby izay namboariny gne tegnany, ary hampiseo azy raha zakabe mihoatry noho ireo izy mba ho gaga anareo.
\v 19 Ary Jesosy namaly andreo hoe:" zakaiko aminareo marina, da marina tokoa, fa gne zanaka da tsy afaky magnano na ino na ino ho azy, afa tsy izay hitany ataon'gne Ray evao, fa na ino na ino ataon'gne Ray, da ataon'gne zanaka evakoa ireo raha ireo. \v 20 Fa gne Ray tia gne zanaka ka nampiseho azy gne raha aby izay namboariny gne tegnany, ary hampiseo azy raha zakabe mihoatry noho ireo izy mba ho gaga anareo.