auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-25 13:44:21 -05:00 committed by root
parent a47b179237
commit 351785236f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka noraindreo gne vatan'i Jesosy ary namogno izany tame lambam-paty sy raha magnitry, araky gne fomba fandevegnan'gne Jiosy. Ary teo ame toerana namatsia an'azy da nisy saha; ary teo amin
Ka noraindreo gne vatan'i Jesosy ary namogno izany tame lambam-paty sy raha magnitry, araky gne fomba fandevegnan'gne Jiosy. Ary teo ame toerana namatsia an'azy da nisy saha; ary teo amin'ilay saha da nisy kobory vaovao izay mbola tsy nandevegna olo. Satria andron'gne fiomagnandreo Jiosy tamin'izany ary satria akaiky gne kobory, da nalevindreo tao Jesosy.