auto save
This commit is contained in:
parent
6ee84270b0
commit
2d1c2df973
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Ka rehefa avy nanasha gne tombondreo Jesosy sy nangala ireo lambany ka nidoboky indraiky, da hoy Izy tamindreo hoe: "Fantatrareo gne naniko ho anareo? Angihonareo Aho hoe 'mpampianatra' sy 'Tompo,' ary marina gne voazàkanareo, satria izà tokoa Aho. Kanefa raha Izaho, sady Tompo gne mpampianatry,gne nanasa gne tongotrareo, anareo ihagny koa da tokogny hifanasa gne tongotrandreo. Satria efa nanome ohatra ho andreo Aho ka mbatokogmy hanao toy izay nataoko ho andreo ihagny koa anareo.
|
||||
\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Ka rehefa avy nanasha gne tombondreo Jesosy sy nangala ireo lambany ka nidoboky indraiky, da hoy Izy tamindreo hoe: "Fantatrareo gne naniko ho anareo? Angianareo Iao hoe 'mpampianatry' sy 'Tompo,' ary marina gne voazàkanareo, satria izà tokôtry Iao. Kanefa raha Iao, sady Tompo gne mpampianatry, gne nanasha gne tombonareo, anareo avakoa da tokotry hifanasha gne tombonareo. Satria efa nagnome ohatry ho anareo Iao ka mbatokogmy hanao toy izay nataoko ho andreo ihagny koa anareo.
|
Loading…
Reference in New Issue