auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-12 21:58:02 -05:00 committed by root
parent 286a8f39a9
commit 2960df1887
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hitan'i Jesosy fa te-hagnotany Azy indrao, da hoy Izy tamindreo hoe: "Iza ve gne agnontanianareo tegna, da gne tiko hambara amè fizàkagna hoe: 'Fotogna fohy sisa tsy hahita Ahy etsana anareo, ary afaky fotogna fohy indray nefa da hahita Ahy anareo'? Zàkaiko aminareo, marina, da marina tokotry, fa hitomagny anareo hitaraigna, fa izao tontolo izao koa hifaly. Ho feno alahelo anareo, kanefa ho lasa hafalia izà alahelonareo izà. Rehefa miteraky gne vihavy raiky da malahelo satria tonga gne fotogny, fa rehefa teraky koa ilay zazakely, da tsy tsaroagny etsana gne alahelony nohon'gne
\v 19 \v 20 \v 21 Hitan'i Jesosy fa te-hagnotany Azy indrao, da hoy Izy tamindreo hoe: "Iza ve gne agnontanianareo tegna, da gne tiko hambara amè fizàkagna hoe: 'Fotogna fohy sisa tsy hahita Ahy etsana anareo, ary afaky fotogna fohy indray nefa da hahita Ahy anareo'? Zàkaiko aminareo, marina, da marina tokotry, fa hitomagny anareo hitaraigna, fa izao tontolo izao koa hifaly. Ho feno alahelo anareo, kanefa ho lasa hafalia izà alahelonareo izà. Rehefa miteraky gne vihavy raiky da malahelo satria tonga gne fotogny, fa rehefa teraky koa ilay zazakely, da tsy tsaroagny etsana gne alahelony nohon'gne hafalia fa nisy zazakely teraky eo amin'izao tontolo izao.

1
16/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ka malahelo anareo ankehitriny, kanefa Aho mbola hifakaita aminareo