auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-29 01:47:19 -05:00 committed by root
parent 1da25f6b26
commit 24d3f0f995
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy eo hoy raha viavy samaritana taminy hoe:" nagnino anao, izay Jiosy, no mangataka amiko, izay viavy samaritana, rano hindranomy?" Fa indreo Jiosy tsy misy hifandraisa ame samaritana. Fa Jesosy namaly ka nagnano an'azy hoe:"raha fatanao gne fagnomezan'Andriamanitry, sy izay mizaka aminao hoe:' omeo aho hindranomiko,' da anao indraiky no ho nangataky taminy, ka omeny rano velo."
\v 9 Avy eo hoy raha viavy samaritana taminy hoe:" nagnino anao, izay Jiosy, no mangataka amiko, izay viavy samaritana, rano hindranomy?" Fa indreo Jiosy tsy misy hifandraisa ame samaritana. \v 10 Fa Jesosy namaly ka nagnano an'azy hoe:"raha fatanao gne fagnomezan'Andriamanitry, sy izay mizaka aminao hoe:' omeo aho hindranomiko,' da anao indraiky no ho nangataky taminy, ka omeny rano velo."