auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-31 04:33:22 -05:00 committed by root
parent 974855daa5
commit 21d431b662
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Hoy Jesosy hoe:" rehefa asandratrinareo gne zanak'olo, da ho fatanareo fa ihao no izy, ary tsy magnano na ino na ino ho anà aho. Araky gne nampianariny gne Ray anà,no hizakako ireo raha ireo. Izy izay nagniraky anà da miaraky aminà, ary tsy namela anà ho raiky izy, noho ihao magnano izay ankasitrahany mandrakariva." Raha nizaka ireo raha ireo Jesosy, da maro no nino an'azy.
\v 28 Hoy Jesosy hoe:" rehefa asandratrinareo gne zanak'olo, da ho fatanareo fa ihao no izy, ary tsy magnano na ino na ino ho anà aho. Araky gne nampianariny gne Ray anà,no hizakako ireo raha ireo. \v 29 Izy izay nagniraky anà da miaraky aminà, ary tsy namela anà ho raiky izy, noho ihao magnano izay ankasitrahany mandrakariva." \v 30 Raha nizaka ireo raha ireo Jesosy, da maro no nino an'azy.