auto save
This commit is contained in:
parent
5a33c11e9e
commit
216f6b5e71
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avy eo hoy ilay mpianatra izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe:"gne tompo io." Rehefa ren'i Simona Petera fa gne tompo io, da nampiditry gne ambonin'ankajony izy(satria tsy nisiky izy), ka nitrebôky tao agnaty ranomasy. Indreo mpianatra hafa nandea
|
||||
Avy eo hoy ilay mpianatra izay tian'i Jesosy tamin'i Petera hoe:"gne tompo io." Rehefa ren'i Simona Petera fa gne tompo io, da nampiditry gne ambonin'ankajony izy(satria tsy nisiky izy), ka nitrebôky tao agnaty ranomasy. Indreo mpianatra hafa nandea ame sambo kidy (satria indreo tsy lavitry gne tanety, teo ame roan-jato hakiho teo), ary nisito gne harato feno hazandrano. Rehefa tafiakatry an-tanety indreo, da
|
Loading…
Reference in New Issue