Mon Mar 16 2020 11:19:00 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 11:19:01 +03:00
commit 1d39c78637
362 changed files with 732 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tamè voalohany gne nizàka, ary gne zaka tao amin'Andriamanitra, ary gne resaky da Andriamanitry.\v 2 Izà da tao amin'Andriamanitry tamè voalohany. \v 3 Gne raha rehetra da avy aminy agnaby, ary raha tsy izy da tsy nisy na ino na ino.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Noho izy gne nisiam-piaigna, ary io fiaigna io gne fahazavan'gne olo aby. \v 5 Gne hazava da mamiratry ao agnatin'gne mizy, ary gne mizy tsy nandresy izany.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Nisy lehilahy raiky niran'Andriamanitry, Jaona gne agnarany.\v 7 Avy izy mba ho vavolombelo hagnambara gne momban'gne fahazavà, mba hinoan'gne rehetra amè alalany.\v 8 Tsy Jaona gne fahazava, fa avy magnambara gne momba gne fahazavà izy.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Gne fahazavà marina, izay magnome hazava gne olo aby, da avy eto am'izao tontolo izao.

1
01/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Teto am'izao tontolo izy, ary izy gne nagnambôtry an'izao tontolo izao, ary izao tontolo izao tsy nahafatatry anazy. \v 11 Avy tagny ame olo izy, ary gne olo tsy nagneky anazy.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa indreo maro nagneky anazy, izay nino gne agnarany, da nomeny fahefa ho lasa zanak'Andriamanitra. \v 13 Indreo da tsy nateraka tamè rà, na gne sitrapon'gne nofo, na gne sitrapon'olo, fa gne an'Andriamanitry.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ary gne zakany avy nofo ka nonina teo amintsika. Hitanay gne voninahitrin'ny, voninahitry mitovy sy toka izay avy tame Ray, feno fahasoava sy fahamarina.\v 15 Jaona nagnambara gne momba an'azy ka nihiaka mafy, nagnano hoe:"izy raiky izay efa nozakaiko hoe:izy izay avy ao afarako da ho zakabe mihoatra anah, satria taloako izy."

1
01/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa avy ame fahafenoany no nandraisantsika aby fahasoava hagnampt fahasoava.\v 17 Fa gne lalàna da nome tame alalan'i Mosesy. Gne fahasoava sy fahamarigna da avy tame alalan'i Jesosy Kristy.\v 18 Tsy nisy nahita an'Andriamanitra na ovia na ovia. Fa Andriamanitra raiky sy tokana, izao eo an-tratran'gne Ray, no nampahafantatry azy.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ary izao no fagnambaran'i Jaona rehefa nagniraky ireo mpisorona sy Levita avy agny Jerosalema hankeo aminy ireo Jiosy mba hagnotany azy hoe:ia me anao?"\v 20 Nizaka tsotry izy, ary tsy nandà, fa namaly hoe:"tsy Kristy ihao."\v 21 Ka nagnotany an'azy indreo hoe:"ino ary anao izà? i Elia anao sa?" Nizaka izy hoe:" tsy izy ihao" hoy indreo hoe:"anao gne mpaminagny sa? Namaly izy hoe:"tsia".

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Avy eo indreo nizàka taminy hoe:"iza anao,mba ahafanay magnome valin-teny andreo izay nagniraky anay? Ino no hagnambaranao momban'gne tegnanao?\v 23 Ho izy hoe:"izao gne feo, mangaiky mafy agny agn'efitry hoe: anio mahitsy gne lalan'ny Tompo, araky gne voazakan'Isaia mpaminagny."

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Ary nisy hiraky sasany avy amin-dreo fariseo nalefa, \v 25 ary nagnotany azy indreo ka nizaka taminy hoe:"nagnino ary anao no magnano batisa raha tsy Kristy anao no sady tsy Elia no tsy mpaminagny?"

1
01/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Ary Jaona namaly andreo, manao hoe:" manao batisa ame rano aho. Fa eo ategnategnanareo eo da misy olo raiky mitsinga izay tsy fantanareo. \v 27 Izy raiky izay avy ao afarako, izay tsy mendrika anà gne hanataky gne tadin'e kapany." \v 28 Ireo raha ireo da namboary tagny Betania tagny andafin'i Jordana, izay nagnamboaran'i Jaoana batisa.

1
01/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Gne omaray Jaona nahita an'i Jesosy nagnato azy nizaka hoe: " hiteo, indro gne zanak'ondrin'Andriamanitra izay nanaisotra gne fahotan'izao tontolo izao! \v 30 Ity efa raiky nizakaiko hoe:' gne raiky izay avy ao afarako da zakabe noho izaho, satria talohako izy.'\v 31 Ary izaho tsy nahafatatry an'azy, fa mba ho voazaka amin'Isiraely izy no nihaviako hagnano batisa ame rano."

1
01/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Jaona nagnambara, manao hoe:"nahita gne fagnah nidigny avy any an-danitra mitovy ame voromamanga aho, ary nipetraka teo amboniny izan.\v 33 Tsy nahafatatry an'azy aho, fa izy gne nagniraky anah hagnamboatry batisa ame rano nizaka tamiko hoe:' eo ambonin'izay hitanao hidignany gne fagna sy hipetrahany eo aminy, izy raiky izay magnano batisa ame fanahy masina.' \v 34 Sady nahita aho no nagnambara fa izy gne zanak'Andriamanitra."

1
01/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Gne omaray,indray, raha nitsanga niaraky tame roa amin-dreo mpianatrin'i Jaona,\v 36 da nahita an'i Jesosy nandeha indreo, ka hoy Jaona hoe:"hiteo, gne zanak'ondrin'Andriamanitra!"

1
01/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Nahare anazy nizàka izany ireo mpianatrin'ny roa ka nagnaraky an'i Jesosy indreo. \v 38 Avy eo jesosy nitodika ka nahita andreo nagnaraky anazy ka nizaka andreo hoe:"ino no tadiavinareo?"\v 39 Namaly indreo hoe:"Raby(izay midika hoe mpampianatry), aia anao no mipetraka?" Namaly anazy indreo hoe:"magnatogna ary hiteo." Ary nagnato an'azy indreo ka nahita gne toera izay nidobohany; nidoboky niaraky taminy tao indreo tamin'io andro io, fa tokotry efa ho lera fahafolo tam'izà.

1
01/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Raiky tamin-dreo mpianatry roa nahare an'i Jaona nizàka ary nagnaraky an'i Jesosy avy eo i Andrea, rahalan'i Simona Petera.\v 41 Nitady an'i Simona rahalany eky izy ary nizàka taminy hoe:" hitanay gne Mesia"( izay adika hoe Kristy). \v 42 Ninday anazy tagny amin'i Jesosy izy, ary nagnety an'azy i Jesosy ka nizàka hoe:"anao da Simona zanak'i Jaona, anao da ho angia hoe Kefasy"( izay midika hoe: Petera).

1
01/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Gne omaray, raha ta-hiala ho agny Galilia Jesosy, da nahita an'i Filipo izy ary nizaka taminy hoe:"magnara anah." \v 44 Filipo da avy agny Betsahida, tanan'i Andrea sy Petera.\v 45 Nahita an'i Natanaela i Filipo ka nizàka taminy hoe:"izy izay nosoratan'i Mosesy tao amè lalàgna, sy ireo mpaminanany, hitanay izy, da Jesosy zanak'i Josefa, avy agny Nazareta."

1
01/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Natanaela nizàka taminy hoe: "Moa hisy raha soa avy ao Nazareta?" Filipo nizàka taminy hoe: "Magnatogna ary hiteo."\v 47 Jesosy nahita an'i Natanaela nagnato anazy ary nagnambara gne mombamomba anazy hoe: "Hiteo, izany no tena Isiraelita, izay tsy misy fitaky ao aminy!" \v 48 Natanaela nizàka taminy hoe: "Akongaia gne hahafantaranao anah? Jesosy namaly ka nizàka taminy hoe:" Talohan'ny nangian'i Filipo anao, raha teo ambanin'gne hazon'aviavy anao, da itako."

1
01/49.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 49 Natanaela namaly hoe: "Raby, anao gne zanak'Andriamanitry! Anao gne mpanjakan'Isiraely!"\v 50 Jesosy namaly ka nizàka taminy hoe: " Satria iao nizàka taminao hoe: 'Nahita anao teo ambanin'gne hazon'aviavy iao,' gne hinoanao? Hahita raha tsara mihoatry noho izà anao."\v 51 Avy eo izy nizàka hoe: " Zakaiko aminareo, marina, da marina tokôtry, fa hahita gne lagnitry hisokatry anareo, ary ireo anjelin'Andriamanitra hiakatry sy hihidigny eo ambonin'gne zanak'olo."

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Telo andro taty afara, da nisy fampekaram-bady tao Kanà ao Galilia, ary tao gne renin'i Jesosy. \v 2 Jesosy sy ireo mpianatriny da nangia tame fampekaram-bady.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Rehefa lany gne divay, da nizaka taminy gne renin'i Jesosy hoe:"tsy mana divay indreo."\v 4 Ary hoy Jesosy taminy hoe:"raha viavy, nagnino anao mandea amina? Mbola tsy avy gne fotoako." \v 5 Da hoy gne reniny tamindreo mpanompo hoe:" na ino na ino zakay aminareo, da amboaro izany."

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ary nisy siny vato enina teo izay fampiasa ame andro fisasan'gne Jiosy, mahazaka roa hatramin'ny telo metatry gne ahahabony. \v 7 Hoy Jesosy tamindreo hoe:" fenoy rano gne siny." Ka nofenoin-dreo hatrame molotriny izany.\v 8 Nony avy eo da hoy izy tamindreo mpanompo hoe:"manovoza amin'izany ary ento agny ame tomponan'andraikitry gne fikarakara." Ka notanterahindreo izany.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Nandraman'gne tompon'andraikitrin'gne fikarakara gne rano nazary divay, kanefa tsy nahafatatry izay niavian'izany izy (fa indreo mpanompo izay nangala gne rano gne nahafatatry). Avy eo da nangaiky gne mpampiakatry izy\v 10 ary nangambara taminy hoe:" Gne olo agnaby da mandroso gne divay tsara aloha izay vao gne divay moramora rehefa mamo indreo. Fa anareo koa da nitahiry gne divay mandrak'amizao."

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Izà gne famatara voalohany namboran'i Jesosy tao Kanà agny Galilia, ary nagnaseo gne voninahitriny izy, ka nino anazy indreo mpianatriny.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Tafaran'zay da nidigny ho agny Kapernaomy Jesosy, gne reniny, indreo rahalanysy indreo mpianatriny ary nijanogny tao andro kidikidy indreo.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ary efa akaiky gne Pasaky gne Jiosy, da niakatry tagny Jerosalema Jesosy. \v 14 Nahita mpivarotr'omby, ondry ary voromamanga tao ampengona izy, ary nipetraka tao evakoa indreo mpanakalo vola.

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Noho izany da nagnamboatry karavasy izy ka nandroaka azy rehetra hivoaka gne fengona, na gne ondry na aomby. Nandraraka gne volan-dreo mpanakalo vola ary nandavo gne latabatr'indreo. \v 16 Da hoy izy tamindreo mpivarotry voromamanga hoe :"ento miala lavitra an'ity toera ity ireo raha ireo. Azanogno gne fagnamboara gne tragnon-dRaiko ho toeram-pivarota."

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ary tadidinareo mpiatriny fa efa voasoratry hoe:"gne fiharetako gne ame tragnonao no handevoza ahy."\v 18 Avy eo namaly indreo lohandohan'gne mpisorona Jiosy ka nagnano taminy hoe:" ino no famatarana ho asehoanao anay, maha avy anao magnano an'iregny raha iregny?"\v 19 Jesosy namaly hoe:"ravay ity fengona ity, fa ho hatsangako agnatin'gne telo andro evao izany."

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Ary hoy ireo mpanapaky Jiosy hoe:" Enina amby efapolo taona gne nahavita ity fengona ity, ka anao hahavita anazy ao angatiny telo andro?" \v 21 Kanefa, momban'gne fengonan'gne tegnany gne noresahany.\v 22 Tafaran'gne nitsanganany tame maty, da tadidindreo mpianatriny fa nizaka izà izy, ary nino gne Soratra Masina sy izà resaky nozakain'i Jesosy izà indreo.

1
02/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Ary rehefa tao Jerosalema izy tamè andro firavoaravoan'gne Paska, da maro gne nino gne agnarany rehefa nahita ireo famatara izay namboariny.\v 24 Fa Jesosy koa da tsy natoky andreo noho izy nahafatatry tsara anazy rehetra,\v 25 satria tsy nila na ia na ia hagnambara aminy gne momban'gne olo izy, noho izy nahafatatry gne ao agnatin'gne olo.

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ary nisy Fariseo raiky angia hoe Nikodemosy, mpitarika Jiosy.\v 2 Nagnato an'i Jesosy tame andro ariva io lehilahy io ary nizàka taminy hoe: "Raby, fatanay fa mpampianatry izay avy amin'Andriamanitry anao, satria tsy misy mahavita ireo famatara amboarinao raha tsy miaraka amè Andriamanitry."

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Da namaly anazy i Jesosy nagnano hoe:" zakaiko aminareo marina, da marina tokoa, fa raha tsy ateraky indraiky gne olo, da tsy nahita gne fanjakan'Andriamanitra izy."\v 4 Nikodemosy nizàka taminy hoe: " Amè fomba akongaia gne hahatateraky gne olo hiditry fagnondroa ao an-trokin-dreniny izy ary hateraky, sa afaky?"

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Namaly Jesosy hoe:" Zakaiko aminao marina, da marina tokôtry, fa raha tsy nateraky tamè rano sy gne fagnà gne zanak'olo, da tsy afaky hiditry ao amè fanjakan'Andriamanitry izy.\v 6 Izay ateraky gne nofo da nofo, ary ateraky gne fagnà da fagnà.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Aza gaga am'izay nozakaiko anao hoe:'tsy maitsy hateraky indraiky anareo.'\v 8 Gne rivotry miala na aia na aia iriany; renao gne feony, fa tsy fatanao izay niaviany na izay andeanany. Mitovy aby izay ateraky gne fagnà."

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Namaly Nikodemosy ka nizàka taminy hoe:" Akongaia gne fomba hahatanterahan'izà raha izà?" \v 10 Jesosy namaly ka nizàka taminy hoe: "Mpampianatry an'Isiraely me anao, da mbola tsy azonao avao izà raha izà? \v 11 Zakaiko aminao, marina, da marina tokôtry, fa izay fantatray gne resahanay, ary izahay magnambara gne momba izay hitanay. Kanefa mbola tsy magneky gne fagnambaranay anareo.

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Raha nagnambara taminareo gne raha tety an-tany aho nefa tsy hinoanareo, ame fomba akongaia gne hinoanareo anah raha hitantara aminareo gne zava-misy agny an-danitry iao?\v 13 Tsy nisy niakatry agny an-danitry afa tsy gne nidigny avy tagny, da gne zanak'olo izá.

1
03/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ary mitovy gne nanandratan'i Mosesy gne bibilava tagny an'efitra, gne tsy maintsy hanandratana gne zanak'olo, \v 15 mba hana fiaigna mandrakizay izay rehetra mino anazy.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa tena tian'Andriamanitry izao tontolo izao, ka nomeny gne zanany lahy tokany, mba tsy ho very izay rehetra mino anazy fa hanà gne fiagna mandrakizay.\v 17 Fa Andriamanitry tsy nagniraky gne zanaky laha ho am'izao tontolo izao mba agnameloka an'izao tontolo iza,fa mba hamojy izao tontolo izao ame alalany.\v 18 Izay mino azy da tsy heloina, fa izay tsy mino da efa voaheloky sahady satria tsy nino gne agnaran'ilay zanaka laha raiky sy tokan'Andriamanitry.

1
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Izao no anton'gne fitsaràna: avy teto amin'izao tontolo izao gne fahazava, nefa da nalen'gne olombelo gne mizy toy izay gne mazava satria ratsy ireo asa namboariny.\v 20 Fa izayrehetra magnano ratsy da malay gne mazava ary tsy magnota izany mba tsy ho hita miharihary ireo asany.\v 21 Kanefa, izay magnano gne marigny da magnato gne mazava mba ho hita tsara fa ireo asany da namboary arakan'Andriamanitry."

1
03/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Tafaran'izay, da nandeha tagny Jodia Jesosy sy indreo mpianantriny. Nipetraka fotoa kidy tao niaraka tamindreo izy ary nagnono batisa. \v 23 Ary Jaona koa nagnano batisa tagny Ainona akekin'i Saleima satria maro gne rano tagny. Nagnato an'azy gne vahoaka ary namboary batisa, \v 24 fa tsy mbola nalefa agny andragno mijy i Jaona.

1
03/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Avy eo nisy fifandira tame sasany amindreo mpianatr'i Jaona sy Jiosy raiky momban'gne andro fisasa. \v 26 Nagnato an'i Jaona izy ireo ka nizaka taminy hoe:"Raby, raiky gne niaraky taminao tagny agnilan-dReniranon'i Joridana, izay nambaranao, indro, manao batisa izy, ary magnotany azy aby izy rehetra."

1
03/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Ary Jaona namaly hoe: "tsy afaky mandray na ino na ino gne olo raiky raha nome azy aby agny an-dagnitry izany. \v 28 Anareo koa da efa afaky gne vavolombelo ame zakaiko hoe:'tsy ilay Kristy aho,' fa kosa:'nihirany talohany.'

1
03/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Gne ampekary da an'gne mpampiakatry. Ary gne sakaizan'gne mpampiakatry, izay mitsanga sy niteno azy, da mifaly indrindra nohon'gne ame faharesaha gne feon'gne mpampiakatry. Izany, ary, no mameno gne hafaliako.\v 30 Tsy maintsy mitombo izy, fa izaho koa tsy maintsy mihena.

1
03/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Izy izay avy agny ambony da ambanin'gne raha aby. Izy izay avy eto an-tany da avy eto an-tany ary miresaka momban'gne eto an-tany.Izay avy agny andagnitry da ambonin'gne raha aby.\v 32 Izy da magnambara gne momba izay hitany sy reny, kanefa da tsy misy mandray gne fagnambarany. \v 33 Izay nandray nge fangambarany koa da magnamarina fa marina Andriamanitry.

1
03/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34 Fa izay raiky nirahan'Andriamanitry da mizaka gne zakan'Andriamanitry. Satria tsy nasia fetra gne fagnomeza gne fgnaha. \v 35 Gne Ray tia gne zanaka laha ary nametraka gne raha aby teo ampelatagnany. \v 36 Izay mino gne zanaka laha da mana gne fiaina mandrakizay, fa izay tsy makato ilay zanaka laha koa da tsy hahita fiaina, fa hipetrahan'ny gne haviviran'Andriamanitry."

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ary rehefa fatan'i Jesosy hoe ren'ireo Fariseo fa nahazo sy nagnano batisa mpianatry maro noho Jaona izy \v 2 (na dia tsy Jesosy tegnany aza no nagnano batisa, fa ireo mpianatriny), \v 3 da niala tao Jodia izy ary nipody nandea tagny Galilia indraiky.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa ilaigny gne mamakivaky an'i Samaria.\v 5 Ka da avy tao ame tanàna raiky ao Samaria izy, zakay hoe Sykara, akaikin'ilay ampahan-tany izay nomen'i Jakoba an'i Josefa zanany.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Teo gne fangalan'i Jakoba rano. Nahatsiaro valaky tame diany Jesosy ka nidoboky teo ame fangala rano. Tokony teo ame lera fahenina teo. \v 7 Nisy viavy samaritana raiky avy hangala rano, ka hoy Jesosy taminy hoe:"mba omeo rano aho hindranomiko." \v 8 Fa ireo mpianatriny efa lasa agny an-tanà mba hividy sakafo.

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Avy eo hoy raha viavy samaritana taminy hoe:" nagnino anao, izay Jiosy, no mangataka amiko, izay viavy samaritana, rano hindranomy?" Fa indreo Jiosy tsy misy hifandraisa ame samaritana. \v 10 Fa Jesosy namaly ka nagnano an'azy hoe:"raha fatanao gne fagnomezan'Andriamanitry, sy izay mizaka aminao hoe:' omeo aho hindranomiko,' da anao indraiky no ho nangataky taminy, ka omeny rano velo."

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Hoy raviavy tamin'azy hoe:" Tompoko, anao da tsy mana fanovo ary gne ranobôky laly. Koa aiza no hahazoanao rano velo?\v 12 Anao da tsy zakabe, nagnino me, noho Jakoba razambetsika, izay nagnome anay gne fangalaha rano sy nindrano tamin'izany gne tegnany, mitovy ame nanihin-dreo zanany sy ireo bibiny?"

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Jesosy namaly ka nagnano tamin'azy hoe:" izay rehetra mindrano amin'ity rano ity da mbola hangetaheta indraiky, \v 14 fa na iza na iza mindrano ame rano izay omeko azy da tsy angetaheta mandrakizay. Fa koa, gne rano izay izay homeko azy da ho lasa loharano miboiboiky ao anatiny, izay minday agny ame fiaina mandrakizay."

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Hoy raviavy tamin'azy hoe:" Tompoko, omeo izany rano izany aho mba tsy hangetaheta sy tsy hoavy hangala rano etoa koa."\v 16 Hoy Jesosy taminy raviavy hoe:" mandeana, angio gne vadinao,da mipodia aty."

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Namaly raviavy ka nizaka taminy hoe:" tsy manambady aho." Namaly Jesosy hoe:" marina gne voazakanao hoe:' tsy manambady aho,' \v 18 fa efa nanambady indimy anao, ary gne raiky izay hipetrahanao amizao da mbola tsy vadinao. Marina izay voazakanao."

1
04/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Hoy raviavy taminy hoe:" Tompoko, itako fa mpaminagny anao. \v 20 Ireo razantsika nivavaky teto amin'ity tendrimboitry ity, kanefa anareo magnambara fa Jerosalema no toera tokony hivavahan'gn'olo."

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Hoy Jesosy taminy hoe:" minoa ahy, raviavy, fa ho avy gne andro izay hideranao gne Ray ka sady tsy amin'ity an-tendrimboitry ity no tsy agny Jerosalema. \v 22 Fa anareo mihondrika amin'izay tsy fatanareo. Izahay koa mihondrika amin'izany fatanay, satria gne famonjena da avy amindreo Jiosy.

1
04/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Kanefa, ho avy gne andro, ary avy amizao, rehefa hidera gne Ray ame fagnaha sy fahamarigna indreo tena mpivavaky, satria gne Ray da mitadia olo mitovy izany ho mpidera azy. \v 24 Andriamanitry da fagnaha, ary gne olo izay midera an'azy da tsy maintsy midera ame fagnaha sy fahamarigna."

1
04/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Hoy raviavy taminy hoe:" fatako fa ho avy gne Mesia(gne angia hoe Kristy). Ary rehefa avy izy, da hagnava amintsika gne raha aby."\v 26 Hoy Jesosy taminy hoe:"izaho izay miresaka aminao, no izy."

1
04/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Tamin'izany fotoa izany da niverigny ireo mpianatriny. Ary nagnotany tegna indreo hoe nagnino izy no miresaky ame viavy, fa tsy nisy nizaka hoe :" ino gne tadiavinao?" Na joe:"nagnino anao no miresaky aminy?"

1
04/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Noho izany da namela gne sininy raviavy, ka nandea niverigny tagny an-tanà,ary nizaka tame olo hoe: \v 29 "Handea, agnety gne lelah izay nizaka gne vitako rehetra. Tsy ho Kristy izany, sa ve izy?" \v 30 Da niala teo an-tanà indreo ka nadea aminy.

1
04/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Nandritri'izany, nampirisiky andreo ho mpianatriny, nagnano hoe:"Raby, mihinàna."\v 32 Fa hoy izy tamindreo hoe:" izaho da mana sakafiko hanina tsy fatanareo."\v 33 Ka nifampizaka imdreo mpianatriny hoe:"tsy nisy olo ninday raha honina ho azy, sa nisy?"

1
04/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34 Hoy Jesosy tamindreo hoe:"gne sakafoko da gne magnano gne sitrapon'ilay nagniraky ahy ary magnano gne asany. \v 35 Kay anao tsy mizaka hoe:"efa-bola sisa da ho avy gne fararano?' Zakaiko aminareo, hatsipazo gne masonareo da hiteo gne egny akoraky, fa efa masaky ary ho hilay ireo!\v 36 Izay mihila da mandray karama sy mandagno vokatry ho mae fiana mandrakizay, ka hiaraky faly gne mpamafy sy gne mpihila.

1
04/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Fa amin'izany da mariny gne zaka magnanohoe:' gne raiky mamafy, ary gne raiky koa da mihila,' \v 38 nagniraky anareo hihila izay tsy nivalanareo aho. Indreo hafa no valaky, ary anareo no niditra teo amin'izany nivalany."

1
04/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Maro tamindreo samaritana tao amin'izany tanà izany no nino azy nohon'gne tatitr'ilay viavy izay magnambara hoe:" nozakainy tamiko aby izay namboariko rehetra." \v 40 Ka rehefa nagnato an'azy indreo samaritana, da nangataka an'azy mbo hijanogny hiaraky amin'azy indreo, da nijagnony tao rohy andro izy.

1
04/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Maro gne hafa no nino gne zakany. \v 42 Hoy indreo taminy raviavy hoe:" tsy noho izay voazakanao koa no hinoanay, fa izahay mihitsy no efa nahare, ary fatany fa izy tokoa no ilay mpamonjy an'izao tontolo izao."

1
04/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Tafarany gne roa andro ireo, da niala avy tao izy handea agny Galilia.\v 44 Fa Jesosy mihitsy no nagnambara fa gne mpaminagny da tsy manan-danja ao ame taniny manokana.\v 45 Rehefa avy tao Galilia izy, da nandray azy indreo Gliliana. Izy ireo da nahita gne raha aby izay namboariny tao Jerosama tame andro firavoravoravoa evakoa indreo.

1
04/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Ary avy tao kana ao Galilia indraiky izy, izay toera nampodia gne rano ho divay. Nisy tandapa raiky izay nanà zanaka laha marary tao Kapernaony. \v 47 Rehefa reny fa avy agny Jodia ho agny Galilia Jesosy, da nandea teo amin'i Jesosy izy ary nangataka taminy mba hidigny ary hagnasitrany gne zanany laha, izay efa ho faty.

1
04/48.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 48 Avy eo Jesosy nizaka taminy hoe:"raha tsy mahita famatara sy fahagaga anareo, tsy mba hino mihitsy." \v 49 Hoy ilay tandapa taminy hoe:"Tompoko, midigny re nialohan'gne hafatesan'gne zanako." Hoy Jesosy taminy hoe:' mandeana. Velo \v 50 gne zanako." Nino gne resaky izay nozakain'i Jesosy taminy i ralelah, ka da lasa izy.

1
04/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51 Raha igny izy nidigny igny,da nitsena azy ireo mpanompony, nizaka fa velo gne zanany.\v 52 Ka nagnotany an'azy indreo gne lera izay naharetany izy. Namaly an'azy indreo hoe:"omaly tame fito no nialan'gne tazo taminy."

1
04/53.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 53 Fatatriny gne raiky avy eo fa tamin'io lera io no nizakan'i Jesosy an'azy hoe:" velo gne zanako." Ka da nino gne tegnany sy ireo havany rehetra. \v 54 Izany no famatara faharoa namboarin'i Jesosy fony izy niala tao Jodia ho agny Galilia.

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'izany da nisy firavoravoan'gne Jiosy, ary niakatry ho agny Jerosalema Jesosy.\v 2 Ary tagny Jerosalema eo akaikin'gne vavahadin'ondry, da nisy farihy, izay nozakay tame Hebreo hoe Betesda, ary misy fialofa dimy izany. \v 3 Maro ireo olo marary, jamba, malemy, na tsy afaky mihetsiky natory tao.(Fagnamaria: gne antotantaratasy taloha tsara indrindra da manala gne fehezateny hoe:"mandigny gne fihetsehin'gne rano")\v 4 (fagnamaria:gne antontan- taratasy taloha tsara indrindra da manala gne and.4 hoe:" fa nisy anjelin'gne Tompo raiky nidigny ka nampihetsiky gne rano indraindray ary na iza na iza nandea aho rehefa nihetsiky gne rano da sitrgny tamin'ireo aretina izay namparary azy na ino na ino.")

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ary nisy lelah raiky teo izay efa narary valo amby telo-polo taona. \v 6 Rehefa hitan'i Jesosy natory teo izy, sy tafarany nahatssapany fa efa an-taona maro izy no teo, da hoy izy taminy hoe:"ta-ho salama anao sa?"

1
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Namaly ralelaha marary hoe:" Tompokpo, tsy mana na iza na iza aho handroboka ahy ao agnaty farihy rehefa mihetsiky gne rano. Rehefa mandea aho, da misy misosoka eo alohako."\v 8 Hoy Jesosy taminy hoe:"mitsangana,ento gne fandrianao, ka mandeana

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Avy hatrany da sitragny rahalelaha, ka noraisiny gne fandriany da nandea izy. ary sabata izay andro izay.

1
05/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Da hoy indreo Jiosy tamin'ilay sitragny hoe:"sabata gne andro da tsy mahazo minday gne fandrianao anao". \v 11 Namaly izy hoe:"ilay nagnasitragny ahy no nizaka tamiko hoe:'ento gne fandrianao ka mandehana.'"

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Ary nagnotany azy indreo hoe:"iza rahalelaha gne nizaka taminao hoe:' ento gne fandrianao ka mandehana? \v 13 Kanefa, ilay sitragny tsy nahafatatry azy satria niala moramora Jesosy fa nisy vahoaka teo an-tsena.

1
05/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Nony avy eo, hitan'i Jesosy tao ampengona izy ka hoy izy taminy hoe:"indro, sitragny anao! Aza manota koa, mba tsy hitranga aminao gne raha noho gne teo." \v 15 Avy eo da lasa ralelaha ka nitatitra tamin'ireo Jiosy fa Jesosy no nagnasitragna azy.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ary noho ireo raha ireo da nanenjika an'i Jesosy ireo Jiosy, satria nagnano ireo raha ireo tame sabata izy. \v 17 Ary namaly azy indreo Jiosy hoe:" gne Raiko da miasa egny fa na amizao aza, ary izaho evakoa, da miasa."\v 18 Noho izany, da voa maiky nitady hamono an'azy indreo Jiosy tsy nohon'gne faniratsirany gne sabata evao, fa gne nangiany an'Andriamanitry evakoa hoe Rainy manoka, magnano gne tegnany ho mitovy amin'Andriamanitry.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ary Jesosy namaly andreo hoe:" zakaiko aminareo marina, da marina tokoa, fa gne zanaka da tsy afaky magnano na ino na ino ho azy, afa tsy izay hitany ataon'gne Ray evao, fa na ino na ino ataon'gne Ray, da ataon'gne zanaka evakoa ireo raha ireo. \v 20 Fa gne Ray tia gne zanaka ka nampiseho azy gne raha aby izay namboariny gne tegnany, ary hampiseo azy raha zakabe mihoatry noho ireo izy mba ho gaga anareo.

1
05/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Fa mitovy gne Ray mananga mamelo gne maty, da mitovy amizany evakoa no ameloman'gne zanaka izay tiany. \v 22 Fa gne Ray da tsy mitsara na iza na iza, fa nomeny gne zanaka gne fitsaraha aby\v 23 mba hanajan'gne rehetra gne zanaka mitovy gne hanajan-dreo gne Ray. Izay tsy magnaja gne zanaka da tsy magnaja gne Ray nagniraky an'azy.

1
05/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Zakaiko aminareo marina, da marina tokoa, fa izay mahare gne zakako sy mino izay nagniraky ahy da mana gne fiaina mandrakizay ka tsy ho helohina, fa niala tame fahafatesa ho ame fiaina izy.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Zakaiko aminareo marina, da marina tokôtry, fa avygne lera, ary avy izany amizao, rehefa gne feon'gne zanak'Andriamanitry gne maty, ary ho velo indreo izay mahare.

1
05/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Fa mitovy gne Ray mana fiaina ao aminy, no nagnomezany gne zanaka evakoa mba hana fiaina ao aminy, \v 27 ary nomen'gne Ray fahefa hitsara gne zanaka nohi izy zanak'olo.

1
05/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 ka gaga amin'izany, fa avy gne andro haharesanen'olo aby agny akobory gne feony \v 29 ka hijotso:ireo izay nagnano gne tsara da ho agny ame fitsangana ho ame fiaina, fa indreo izay nagnano gne ratsy koa da ho agny ame fitsangana ho ame fitsaraha

1
05/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Tsy afaky magnano na ino na ino raha ihao avao. Araky izay reko, no itsarako, ary gne fitsarako da marina satria tsy mitadia gne sitrapoko manoka aho fa gne sitrapon'izy izay nagniraky ahy. \v 31 Raha tokony hagnambara gne momban'gne tegnako aho, da tsy marigny gne fagnambarako. \v 32 Misy raiky hafa izay magnambara gne momba ahy, ary fatako fa marina gne fagnambara izay zakainy momba anà.

1
05/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Nirahiny tagny amin'i Jaona anareo, ary nagnambara gne marina izy.\v 34 Kanefa gne fagnambara izay raisiko da tsy avy amegn' olo. Mizaka an'izany raha izany iao mba mety ho voavonjy anareo.\v 35 Jaona da jiro niheretry sy nagnazava, ary anareo nagniry gne hifaly tselatsela tao ame fahazavaha.

1
05/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Kanefa gne fagnambarako da mbola zakabe noho gne an'i Jaona, fa ireo asa nomen'gne Ray ho tanterahako, ireo asa izay amboariko ireo, no magnambara anà fa niran'gne Ray aho. \v 37 Gne Ray izay nagniraky anà mihitsy no nagnambara anà. y mbola nahare gne feony na nahita gne tareheny anareo. \v 38 Ary gne zakany tsy mba mipetraky ao agnatinareo, satria tsy mino gne nirahany anareo.

1
05/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Mitadia gne soratra masina anareo satria heverinareo fa ao amin'ireo no anananareo fiaina mandrakizay, ary ireo soratra masina ireo evao no magnambara momba anà, Kanefa tsy vonognony gne hagnato anà\v 40 anareo mba hanagnanareo fiaina.

1
05/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Tsy mandray laza avy amign'olo aho, \v 42 satria fatako fa tsy misy fitiava an'Andriamanitry ao aminareo.

1
05/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Avy ame agnaran'gne Raiko aho, nefa tsy resinareo. Raha misy hafa avy ame agnarany manoka, da ho resinareo izy.\v 44 Akoinga no hinoanareo, anareo izay mandray laza avy ame olon-kafa kanefa tsy mitadia gne laza avy amin'Andriamanitry raiky?

1
05/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 Ka mieritreritry hoe izaho no hiampanga anareo anatrehan'gne Ray. ilay iray miampanga anareo da Mosesy, izay nametrahanareo gne fagnategnanareo. \v 46 Raha nino an'i Mosesy anareo da tokony hino anà, satria nanoratry gne momba anà izy.\v 47 Raha tsymino ireo nosoratany anareo, da aninareo akoinga no hino gne tegnako?

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'ireo raha ireo, da lasa niampita gne ranomasin'i Galilia Jesosy, zakay avakoa hoe ranomasin'i Tiberiasy. \v 2 Nisy vahoaka maro nagnaraky an'azy satria hitandreo gne famataran izay namboariny tamindreo narary.\v 3 Niakatry ame votry Jesosy ary nipetraky tegny niaraky tame mpianatriny izy.

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 (Ary gne Paska, ilay andro firavoravoan'gne Jiosy, dia efa akaiky.)\v 5 Rehefa nijery ambony Jesosy ka nahita vahoka maro be nagnato an'azy, da hoy izy tamin'i Filipo hoe:"aia no hividianantsika mofo mba hahafandreo mihina?" \v 6 (Fa jesosy nizaka izany mba hitsapa an'i Filipo, fa efa fantany izay ho amboariny.)

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ary Filipo namaly an'azy hoe:"ndre mofo roanjato dinaria aza tsy ho ampy ho an'e tsiraikiraiky ndre kidikidy aby aza." \v 8 Raiky tamindreo mpianatriny,Andrea,rahalan'i Simona Petera, nizaka tamin'i Jesosy hoe: \v 9 " misy lelaha raiky eto mana mofo dimy syvily roa, fa ino ireo alohany ireto olo maro io?"

1
06/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ary Jesosy nizaka hoe:"ampidoboy gn'olo" (ary feno hatry teo ame toera.) Ka nidoboky ireo olo, teo ame dimyarivo teo gne isany.\v 11 Avy eo Jesosy nangala ireo mofo ka rehefa avy nivavaky, da nizara izany tamindreo izay nidoboky teo. Mitovy amizany evakoa gne namboariny tame vily, maro araky izay nilaindreo.\v 12 Rehefa voky gne olo, da hoy izy tamindreo mpianatriny hoe:"alagnono ireo sasasany tavela, mba tsy hisy ho very."

1
06/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ka da nalagnondreo izany ka nahafeno haro roa ambin'ny folo gne sasasany gne mofo dimy sisa navelandreo nihina. \v 14 Avy eo, rehefa nahita izany famatara namboariny izany gne olo, da hoy indreo hoe:" ity marina gne mpaminagny izay avy ho ety amin'izao tontolo izao." \v 15 Rehefa hitan'i Jesosy fa ho avy indreo angala an'azy sy hanandratry an'azy an-keriny ho mpanjaka, da niverigny tegny ame vohitry indraiky izy.

1
06/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Rehefa ariva gne andro, da nidigny tegny ame ranomasy indreo mpianatriny.\v 17 Nipitiky agnaty sambokidy indreo, ka nitsaky gne ranomasy ho agny Kapernaomy. Efa mijy tamizay, ary Jesosy mbola tsy avy teo amindreo evakoa. \v 18 Nisy rivotry mafy, ary niha-nahery gne ranomasy.

1
06/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Rehefa niala teo ame dimy amby roapolo na telopolo metatra teo indreo, da nahita an'i Jesosy nandeha teo ambonin'gne ranomasy ary nariny gne sambokidy, ka da natatry indreo. \v 20 Fa hoy izy tamindreo hoe:"ihao avao ity! ka matatry."\v 21 Avy eo da vonony gne hagnapitiky an'azy ame sambokidy indreo, ary teo no eo da avy tegny ame toera andehandreo gne sambokidy.

1
06/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Gne omaray, hitanareo vahoaka izay nitsanga tegny agnilan'gne ranomasy fa tsy nisy sambokidy hafa teo afa-tsy gne raiky igny avao, ary Jesosy tsy niditry tao niaraky tamindreo mpianatriny fa nandea raiky indreo mpianatriny. \v 23 Kanefa,nisy sambokidy maromaro avy agny Tiberiasy teo marignitry gne toera izay nihinandreo nge mofo rehefa avy nivavaky gne Tompo.

1
06/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Rehefa hitan'gne vahoaka fa tsy teo na Jesosy na indreo mpianatriny, da niditry tao agnatin'gne sambokidy indreo ary nandea egny Kapernaomy hitadia an'i Jesosy. \v 25 Rehefa hitandreo tegny agnilan-dRenirano izy, da hoy indreo taminy hoe:"Raby, tamin'ny ovia anao no avy tetoa?"

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More