auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-28 05:41:01 -05:00 committed by root
parent cfa30a7435
commit 1b78011400
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nandraman'gne tompon'andraikitrin'gne fikarakara gne rano nazary divay, kanefa tsy nahafatatry izay niavian'izany izy (fa indreo mpanompo izay nangala gne rano gne nahafatatry). Avy eo da nangaiky gne mpampiakatry izy ary nangambara taminy hoe:" gne olo agnaby da mandroso gne divay tsara aloha izay vao gne divay moramora rehefa mamo indreo. Fa anareo koa da nitahiry gne divay mandrak'amizao."
\v 9 Nandraman'gne tompon'andraikitrin'gne fikarakara gne rano nazary divay, kanefa tsy nahafatatry izay niavian'izany izy (fa indreo mpanompo izay nangala gne rano gne nahafatatry). Avy eo da nangaiky gne mpampiakatry izy\v 10 ary nangambara taminy hoe:" gne olo agnaby da mandroso gne divay tsara aloha izay vao gne divay moramora rehefa mamo indreo. Fa anareo koa da nitahiry gne divay mandrak'amizao."