auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-25 13:44:21 -05:00 committed by root
parent ddb7d28118
commit 18f8fbfdc8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary avy gne andro fagnomagna gne pasaky, teo ame leraha fa enina teo. Hoy Pilato tamindreo JIosy hoe:"indro, ity gne mpanjakanareo!" Nikoritsaky mafy indreo hoe:"apetray izy,apetray izy; tsapoy izy!"Hoy Pilato tamindreo hoe:"tokony hanampoky gne mpanjakanareo anareo sa?" Namaly indreo lohany gne mpisorona hoe:"tsy mana mpanjaka akoatrin'i Kaisara ihay." Avy eo da natolotr'i Pilato nadreo ho tsapoho Jososy.
\v 14 Ary avy gne andro fagnomagna gne pasaky, teo ame leraha fa enina teo. Hoy Pilato tamindreo JIosy hoe:"indro, ity gne mpanjakanareo!"\v 15 Nikoritsaky mafy indreo hoe:"apetray izy,apetray izy; tsapoy izy!"Hoy Pilato tamindreo hoe:"tokony hanampoky gne mpanjakanareo anareo sa?" Namaly indreo lohany gne mpisorona hoe:"tsy mana mpanjaka akoatrin'i Kaisara ihay." \v 16 Avy eo da natolotr'i Pilato nadreo ho tsapoho Jososy.