auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-31 14:35:30 -05:00 committed by root
parent 14036e0841
commit 11065fc82f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy teo da hoy indreo tamin'azy hoe:"fa ino no nanihiny taminao? Akoinga gne foma nampahita gne masonao?" Da namaly izy hoe:"efa nambarako taminareo, fa tsy niteno anareo! Ka nagnino anareo no ta-hiteno an'iza indraiky?
Avy teo da hoy indreo tamin'azy hoe:"fa ino no nanihiny taminao? Akoinga gne foma nampahita gne masonao?" Da namaly izy hoe:"efa nambarako taminareo, fa tsy niteno anareo! Ka nagnino anareo no ta-hiteno an'iza indraiky? Ta-ho isan'gne mpiantriny evakoa anareo sa,sa tsy izany? Nagneso an'azy indreo ka nizaka hoe:"anao no mpianatriny,fa ihay mpianatry i Mosesy