auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-12 01:37:38 -05:00 committed by root
parent f5134cacbe
commit 10e74add4b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 \v 29 Hoy izy tamigny hoe:''Eny, Tompo, minoaho fa Anao gne Kristy, Zanak'Andriamanitra, ilay ho tonga eto amin'izao tontolo izao.'' Rehefa voambaragny izà, da lasa izy nangaiky mangingina an'i Maria rahavavigny. Hoy izy hoe:''Tonga gne Mpampianatra ary mangaiky anao izy.'' Rehefa ren'i Maria izà, da nitsangagna malakyizyda nandeha aminy.
\v 27 \v 28 \v 29 Hoy izy taminy hoe: ''Eka, Tompo, mino iao fa Anao gne Kristy, Zanak'Andriamanitry, ilay ho avy eto amin'izao tontolo izao.'' Rehefa voazakany izà, da lasa izy nangaiky mangingina an'i Maria rahavavigny. Hoy izy hoe:''Tonga gne Mpampianatra ary mangaiky anao izy.'' Rehefa ren'i Maria izà, da nitsangagna malakyizyda nandeha aminy.