auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-01-31 14:35:30 -05:00 committed by root
parent 7592c17911
commit 0da9f394e3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne ssasny tamindreo Fariseo nizaka hoe:"tsy avy amin'Andriamanitry ity lelaha ity satria tsy mba magnaja gne andro sabotsy." Gne sasany nagnano hoe:"akoinga no ahafan'gne olo mpagnota magnano famatara zakabe mitovy amin'izao?" Ka da nisy fizarazarana teo amindreo. Ka da nipody nagnotany rahalelaha jamba indraiky indreo hoe:"ino no hambaranao momba an'azy, hatra
Gne ssasny tamindreo Fariseo nizaka hoe:"tsy avy amin'Andriamanitry ity lelaha ity satria tsy mba magnaja gne andro sabotsy." Gne sasany nagnano hoe:"akoinga no ahafan'gne olo mpagnota magnano famatara zakabe mitovy amin'izao?" Ka da nisy fizarazarana teo amindreo. Ka da nipody nagnotany rahalelaha jamba indraiky indreo hoe:"ino no hambaranao momba an'azy, hatramin'gne nampahitany gne masonao?" Hoy rahalelaha jamba hoe:"mpaminagny izy>" Ary mbola tsy nino gne momba an'azy evao indreo Jiosy hoe izy