auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-03-01 01:29:33 -05:00 committed by root
parent e5d7bede66
commit 034158ea72
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Fa Ankehitriny ho agny amin'Ilay nagniraky Anah Iao, nefa tsy mbola nisy nagnontany Anah anareo hoe :" Handeha ho aiza me Anao?" Fa satria nozàkaiko taminareo ireo zavatry ireo, da alahelo gne nameno gne fonareo. Fa ambarako marina aminareo, tsara tokorty ho anareo gne handehanako. Satria raha tsy mandeha Aho, da tsy ho tonga aminareo gne Mpagnanatry, fa raha mandeha Aho, da handefa azy ho aminareo.
\v 5 \v 7 Fa Ankehitriny ho agny amin'Ilay nagniraky Anah Iao, nefa tsy mbola nisy nagnontany Anah anareo hoe :" Handeha ho aiza me Anao?" \v 6 Fa satria nozàkaiko taminareo ireo zavatry ireo, da alahelo gne nameno gne fonareo. Fa ambarako marina aminareo, tsara aminareo gne handehanako. Satria raha tsy mandeha Iao, da tsy ho tonga aminareo gne Mpampahery, fa raha mandeha Iao, da handefa anazy ho aminareo.