tkg_jhn_text_reg/03/01.txt

1 line
284 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-28 10:41:01 +00:00
Ary nisy Fariseo raiky angia hoe Nikodemosy, mpitarika Jiosy. Nagnato an'i Jesosy tame andro ariva io lelah io ary nizaka taminy hoe:"Raby, fatanay fa mpampianatry izay avy amin'Andriamanitry anao, satria tsy misy mahavita ireo famatara amboarinao raha tsy miaraka ame Andriamanitra."