tkg_jhn_text_reg/11/21.txt

1 line
299 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-11 05:22:27 +00:00
\v 21 Da nizàka tamin'i Jesosy Marta hoe: ''Tompo, raha tetoa anao, da tsy maty gne analako. \v 22 Nefa na da izao amisia izao aza, da fantatro fa na ino na ino angatahinao amin'Andriamanitra, da homegny anao izà. '' \v 23 Hoy Jesosy taminy hoe: ''Gne analahinao da hitsangan-ko velo indraiky.''