tkg_jhn_text_reg/20/26.txt

1 line
358 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-26 04:32:29 +00:00
\v 26 Valo andro taty hafara da tao indraiky indreo mpianatriny, ary niaraky tamindreo Tomasy. Nagnato an'i Jesosy raha nihidy gne varangara, ary nipatsaky niaraky teo amindreo, ary nizaka hoe:"fiadagna ho anareo." \v 27 Avy eo nizaka an'i Tomasy izy hoe:"magnatogna ety miaraka ame tagnanao ary apetraho eto ame lanivoako izany. Aza kidy finoana, fa minoa."