2020-02-14 06:41:14 +00:00
|
|
|
\v 22 \v 23 \v 24 Rehefa avy nizàka izà Jesosy, da nisy raiky tamindreo mpiandry raharaha nitsanga teo namango rarantefaky fotsiny an'i Jesosy ary nizàka hoe:"Izà ve gne fomba hamalianao gne mpisoronabe?" Jesosy namaly anazy hoe:"Raha nizàka zavatry diso Aho, mijoro vavolombelona amin'izà diso izà, fa raha marina, nagnino anao gne mamango Ahy?" Avy eo Anasy nandefa Anazy mifehy nandeha amin'i Kaiafa ilay mpisoronabe.
|