tkg_jhn_text_reg/15/23.txt

1 line
352 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-01 06:29:34 +00:00
\v 23 Izay tsy tia Anah da tsy tia gne Raiko avakoa. \v 24 Raha tsy nahavita ireo asa izay tsy nataon'gne olon-kafa teo anivondreo Iao, da tsy ho nanan-keloka indreo, fa amisia efa sady hitany gne halany Iaoo sy gne Raiko. \v 25 Fa izà da mba hahatateraky gne zaka izay voasoratry ao amè lalàndreo hoe : 'Tsy tia Anah amè tsy misy antony indreo.'