tkg_jhn_text_reg/07/40.txt

1 line
362 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-31 07:27:49 +00:00
\v 40 Gne sasany tamindreo vahoaky, rehefa nahare ireo zakany indreo, da nizaka hoe:"ity tokôtry gne mpaminagny."\v 41 Indreo hafa nizaka hoe :"ity i Kristy." Fa gne sasany nizaka hoe:"fa angaha Kristy avy agny Galilia?\v 42 Tsy voazakany gne soratara masina ve fa Kristy da ho avy ame taranak'i Davida ary avy ao Betlehema, gne tanà izay nisy an'i Davida?"